4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vol 2. babonao - Ny Antsa Fitiavana

Reférence :

« Isika tia, satria Izy efa dia antsika taloha. » (1 Jaona 4:19)

      

---------------------------------------------------------------------



1. Inona re no iriko tahaka Anao Jesosy ô!

Ny laza soa, voninahitra, harena koa

Sanatria

Fa zava-poana ireo

Mihelina avokoa

Fa tsy misy izay mahasoa

Jesosy ô!



2. Hianao Jesoa no tiako sy mamiko

Satria Hianao ilay efa tia ahy taloha

Nahafoy aina Hianao

Ny rànao sitrakao, hanadio ny otako

Jesosy ô!



BABONAO NY FOKO JESOSY O!

BABONAO SATRIA TIAKO LOATRA HIANAO

BABONAO NY FOKO JESOSY O!

BABONAO SATRIA KANTO LOATRA HIANAO

FA TSY MISY IZAY TSARA TOA ANAO





Tonony sy Feony : RAKOTOBE Rinah

Partager vol 2. babonao

Commenter vol 2. babonao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Antsa Fitiavana

Suite